- Trex Averell a écrit:
- tsy dia any loatra ny olana fa hoe ny revy ve izany dia tsy maintsy toaka sy ny sisa foana?
Tena kivy tokoa aho nijery ireny Après-BAC ireny : ankizy tsy ampy taona tsy lahy tsy vavy mitsirara mamo eny amin'ny trottoir. Ankizy 14 taona mandeha mamonjy "manala azy vita BACC" nefa kilasy 3ème!
+69 (en connaissance de cause xP)
Efa mivaralila mihintsiny izao ny jeunes (pas ma generation mais la suivante)
izaho ary efa nahita vehivavy 13ans makorel' teny @ tsaralalana t@ 26juin (on passait juste...pas d'insinuations zarb les gens ==")
Na dia izaho ary mbola tsy nanao @ izany mitsilany eo @ trottoir izany noho ny toaka(mais a cause d'un pown,oui ==' !)
mais entre-temps bienvenue au petit nouveau qui bosse a l'INSCAE ^^ (il va morfler *hehehe*)