game 2 masika be ho avy afaka volana vitsivitsy (mety latsaka izay aza) tsy iza fa Deus Ex : Human Revolution sy Crysis 2. Raha nanaraka ny crysis isika de babo t@ resaka graphique na t@ 1 na t@ warhead(izay tsy crysis 2 velively araka ny ambarany sasany) @ second opus manaraka ity de veloma ny jungle bonjour building sy ny combinaison vao2 ny graph mbola ++ iany (mety mila carte graph ambony ndray zany!(ex:azus 5970!!!)lol!)!raha ny deus ex indray dia misy evolution be dia be no entiny @ ity opus vao2 ity.Ka mino ao fa hafana ny fiandrasana an'reo eto tanana.Ny blem nefa dia ny vidina carte graph eto @ tanana enjana iany ka mety tsy afahany gamers sasany hitsena ny game vao2 (mba asio promotion ranga le entana!!!!mba be gamers iany nge eto dago e!)